Entry miandry kendry tohina
Elementary words miandry ; kendry tohina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonyms miandry vava latsaka

Updated on 2023/11/20