|
|
|
|

Entry 1  miampofo
Root  2 fofo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1]
Explanations in English  9 to nurse in the lap. [1.2]
Examples  10  Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48#126]
11  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 mampiofo, miampofo

Updated on 2026/04/21