|
|
|
|

Entry1  miambatra
Root  2  ambatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany [1.1]
Explanations in English  5  to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [1.2]
Explanations in French  6  avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
7  se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [1.3]
Examples  8  Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [2.499]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Analogs  12  miakanakana, mivakavaka, miakakà, adala vava, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka

Anagrams  13  miambatra, mitambara

Updated on 2023/01/20