Entry |
mialoha
(loha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
|
Explanations in English | To precede, to go before. [1.2]
|
| To go before, to precede; beforehand [1.7]
|
Explanations in French | Précéder; avant, à l'avance [1.8]
|
Examples |
1 | Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony.
[2.324]
|
2 | Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mialoha |
Past : |
nialoha |
Future : |
hialoha |
Imperative : |
mialohava |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|