|
|
|
|

Entry1  mialina andro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka
Examples  4  [2.643#] Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila.
Elementary words  5  mialina, andro

Updated on 2024/12/07