Entry mialina andro
Elementary words mialina ; andro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka [1.1]
Examples Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. [2.643]

Updated on 2023/06/13