Entry miala vonkina
Elementary words miala ; vonkina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1]
Explanations in French Se donner du mouvement, détendre les nerfs
Agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3]
Examples Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528]

Updated on 2023/10/17