Entry miala vazomboana
Elementary words miala ; vazomboana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny [1.1]

Updated on 2023/10/17