Entry miakoako
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mibadabada fiteny, miambakambaka [1.78]

Entry miakoako
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [1.78]

Updated on 2020/07/31