Entry miahiahy (ahiahy (ahy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
Explanations in English To be distrustful, to be suspicious. [1.2]
 To worry, to be suspicious [1.7]
Explanations in French Avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
Examples Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Present : miahiahy
Past : niahiahy
Future : hiahiahy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/04/08