| Entry | 1 miafina |
| Root | 2 afina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miery mba tsy ho hita
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be concealed, to be in hiding.
[1.2] 10 to hide [1.7] |
| Explanations in French |
11 Se cacher
[1.3, 1.8] 12 être caché [1.3] |
| Examples |
13 Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra.
[2.324]
14 Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471#34] |
| Combinations | 15 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miafina |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 faminia, 18 faniamy, 19 fimiaña, miafina, 20 mifañia |
| Updated on 2026/04/21 |
|