Entry miafa (afa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1]
Explanations in English Imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2]
Explanations in French Se dit de la fièvre qui diminue [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Present : miafa
Past : niafa
Future : hiafa
Synonyms miafana

Anagrams 

Updated on 2023/03/02