Entry | 1 Merina |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka |
Explanations in French |
4 [1.5] nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) |
Vocabulary |
5 History: clans, tribes |
Analogs | 6 ambaniandro, hova, tankova |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
Tables and plates |
14 Dialectal words |
Anagrams | 15 arenim, Manery, manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |