|
|
|
|

Entry 1  mendy
Root  2 endy
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  5 Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory
6 Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy
7 Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro
8 Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Anagrams  mendy, 10 minde

Updated on 2026/04/21