Entry mendri-kaja
Elementary words mendrika ; haja
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy [1.1]
Examples Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany. [2.499]

Updated on 2023/06/03