Entry | 1 menamena |
Root | 2 mena |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in English |
4 [1.7] light red, reddish |
Explanations in French |
5 [1.8] rouge clair, rougeâtre |
Examples |
6 [2.332#44] Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be. 7 [2.643#70] Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. 8 [2.499#30] Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |