Entry menakely
Elementary words mena ; kely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1]
Explanations in French Fief seigneurial [1.431]
 Terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11]
Examples 
1Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69]
2Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508]
Synonyms vodivona
Compound words 
Analogs  menabe

Entry menakely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1]
Examples 
1Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472]
2Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/11/20