Entry | melohina (meloka (heloka)) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on courbe [1.3, 1.8] | ||||||||
Entry | melohina (meloka (heloka)) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy [1.1] | ||||||||
Examples | Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina.
[4.27] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/02/23 |