Entry mazana (hazana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] [ mazaña ] Mafy [1.78]
 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
Tsy azo ifanarahana [1.1]
Explanations in French Dur, très sec
Intraitable, incorrigible [1.3]
Compound words 

Entry mana
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] [ mazaña ] Matetika [1.78]
 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [1.1]
Explanations in French Qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [1.3]
Explanations in English Frequently, usually [1.7]
Explanations in French Souvent, d'habitude [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20