Entry mavitribitrika (vitribitrika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1]
Synonyms mavitrika

Updated on 2023/01/05