|
|
|
|

Entry (1/2)1  matsatso (tsatso)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
4  Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Examples  5  Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Compound words 

Entry (2/2)7  Matsatso
Part of speech  8  name (anthroponym)
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Examples  10  Ary milalao i Soratra sy matsatso. [2.48]
Tables and plates  11  Full list
12  The ancient idols

Anagrams  13  Matsatso, matsatso, Matsatso, matsatso

Updated on 2023/01/05