|
|
|
|

Entry 1  matoky
Root  2 toky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
9 Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
10 Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
11 Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
12 [Antambahoaka] mino [1.78]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word matoky
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 kamoty, matoky, 16 mitako, 17 mitoka, 18 motaky, 19 motika, 20 tomika

Updated on 2026/04/21