|
|
|
|

Entry1  matetitetika
Root  2  tetitetika
Part of speech  3  adverb [Full list]
Examples  4  Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. [2.4]
5  Hita matetitetika koa io isa io. [1.38]
6  matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. [4.27]

Updated on 2024/12/10