Entry maso mahita vola
Elementary words maso ; mahita ; vola
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza -- noho ny fahitany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy [1.1]
Explanations in French Qui cède un objet en voyant l'argent qui en est le prix [1.3]

Updated on 2023/04/16