| Entry | 1 masiso |
| Root | 2siso |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy.
5Jereo maimbo. [1.1] |
| Explanations in English |
6fermented, rotten.
[1.7] |
| Explanations in French |
7fermenté, pourri.
[1.8] |
| Examples |
8 Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472]
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 masiso, 11 misaso, 12 misosa, misosà , 13 mosasy, 14 samosy, Samosy |
| Updated on 2025/11/06 |
|