Entry masiso (siso)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
Jereo maimbo [1.1]
Explanations in English Fermented, rotten [1.7]
Explanations in French Fermenté, pourri [1.8]
Examples Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20