Entry masila
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31