Entry masera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy [1.1]
Explanations in English A nun [1.7]
Explanations in French Religieuse [1.8]
Origin French: ma soeur.

Updated on 2020/07/31