Entry martiora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Synonyms maritiora ~ martiry
Titles Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto
Ny tantaran' ny Martiora malagasy
Tantaran' ny Martiora Malagasy Farany
Origin French: martyr.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31