|
|
|
|

Entry1  marin-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina 4  anambarana fa tena marina [1.1]
Explanations in English  5  level like water [1.7]
Explanations in French  6  de niveau comme l'eau [1.8]
Examples  7  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
8  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Elementary words  9  marina, rano
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word marin-drano

Updated on 2024/08/13