Entry marihina (marika)
Part of speech passive verb
Explanations in French Qu'on marque, qu'on mesure [1.3]
Examples Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472]
Morphology 
Present : marihina, marihiko, marihinao, marihiny, marihintsika, marihinay, marihinareo, marihin', marihin-, marihim-, marihi-
Past : narihina, narihiko, narihinao, narihiny, narihintsika, narihinay, narihinareo, narihin', narihin-, narihim-, narihi-
Future : harihina, harihiko, harihinao, harihiny, harihintsika, harihinay, harihinareo, harihin', harihin-, harihim-, harihi-
Imperative : mariho
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20