Entry maoderina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misy ankehitriny: Ny sambondanitra dia azo lazaina ho vokatry ny fikarohan' ny siansy maoderina
Manaraka ny toetr' andro: Tovovavy maoderina [1.1]
Origin French: moderne.

Updated on 2020/07/31