|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mantsy
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3 jereo manko [1.1]
Explanations in French  4 comme manko [1.3]
Examples  5  Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [2.324]
Combinations  6  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mantsy

Entry (2/3) 7  mantsy
Part of speech  8  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  9 Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [1.1]
Explanations in English  10 referring to; also used as ornament of speech like manko [1.7]
Explanations in French  11 rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [1.8]
Examples  12  Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [2.471#20]
13  Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [2.472#120]
14  "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [2.293]
15  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
16  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470#118]
Synonyms  17 manko

Entry (3/3) 18  mantsy
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20 [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina [1.78]

Anagrams  mantsy, 21 mintsa

Updated on 2026/10/18