Entry | 1 mantamanta |
Root | 2 manta |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy dia tena manta 5 Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta 6 Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] |
Examples |
7 Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna. [2.472] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |