Entry | 1 manotraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io 4 Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1] |
Examples |
5 Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996#] |
Compound words |
|
Anagrams | 7 manakotra, manakòtra, manatroka, manokatra, mañokatra, manotraka |
Updated on 2023/08/26 |