Entry (1/2) | 1 manototra |
Root | 2 tototra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manarona: Manototra tany ny vodihazo 5 Mameno: Manototra nahandro ny latabatra 6 Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao 7 Manafotra: Manototra henatra olona [1.1] 8 mameno ny banga [1.13] |
Explanations in English |
9 to fill with earth etc.; to cover [1.7] |
Explanations in French |
10 couvrir [1.3#736] 11 combler [1.3#736, 1.13] 12 combler de terre, etc. [1.8] |
Examples |
13 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy. [2.445#] 14 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 19 manotòtra |
Root | 20 tot |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana [1.1] |
Explanations in French |
23 secouer les fils en les raidissant pour les égaliser [1.3#736] |
Morphology |
|
Anagrams | 28 amontotra, antomotra, manototra, manotòtra, amontotra, antomotra, manototra, manotòtra |
Updated on 2023/02/24 |