Entry manorobona (robona)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Tsara faniry sy maitso ravina (fiteny fandre matetika amin' ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona)
Midoroboka fatratra, milobolobo: Hazo manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Explanations in English Flourishing. Used of growing vegetables [1.2]
Explanations in French (poétique) donner de belles touffes [1.3]
Examples Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza [2.996]
Morphology 
Present : manorobona
Past : nanorobona
Future : hanorobona
Other spellings 

Updated on 2023/01/20