|
|
|
|

Entry1  manoritra
Root  2  soritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
5  manao tsipika
6  milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
Explanations in English  7  to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
8  to mark off; to divid by marks [1.7]
Explanations in French  9  marquer; séparer par des lignes [1.8]
10  tracer
11  décrire [1.13]
Examples  12  Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366#]
13  ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 

Anagrams  19  manirotra, manoritra, maritrano

Updated on 2023/10/17