|
|
|
|

Entry 1  manontanintany
Root  2 ontanintany
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny [2.324]
8  Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14]
9  Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112]
Other spellings  10 manontanitany

Updated on 2026/04/20