|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manongotra
Root  2 ongotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]
9 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
Explanations in English  10 to pluck up by the roots. [1.2]
11 to pull up by the roots [1.7]
Explanations in French  12 arracher, déraciner [1.8]
13 arracher [1.13]
Examples  14  Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472#19]
Illustrations 
15 

Entry (2/2) 16  manongotra
Root  17 tongotra
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Explanations in Malagasy  23 Mandray amin' ny tongotra [1.1]
Explanations in French  24 saisir par le pied [1.3]

Updated on 2026/04/20