Entry manondritra (tondritra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatodika
Manolaka (hadisoana)
Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
Morphology 
Present : manondritra
Past : nanondritra
Future : hanondritra
Imperative : manondrita
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20