Entry | manompo (tompo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manompo | ||||||||
Entry | manompo (tompo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Mararin'ny nendra [1.78] | ||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||
Anagrams | manompo, mpamono |
Updated on 2023/08/11 |
![]() |