Entry | manokom-bary olona | |
Elementary words | manokom-bary ; olona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1] | |
Vocabulary | Time | |
Updated on 2023/11/20 |