|
|
|
|

Entry1  manodoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina
Root  4  sodoka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  andokoam, andomako, anodokam, mandokoa, manodoka

Updated on 2025/01/21