|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mankarenina
Root  2 renina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1]
Explanations in French  8 rendre sourd [1.3, 1.5]
Examples  9  hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [2.499#68]
Synonyms  10 mamparenina

Entry (2/2) 11  mankarenina
Root  12 renina
Part of speech  13  adjective
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Explanations in French  17 assourdissant [1.5]
Examples  18  Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471#15]

Updated on 2026/04/22