Entry mankany (any)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [1.1]
Explanations in English To go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [1.2]
Examples Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [2.324]
Morphology 
Present : mankany
Past : nankany
Future : hankany
Imperative : mankanesa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31