Entry | 1 mankandoa |
Root | 2 loa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 manandoka, mandonaka, mankandoa |
Updated on 2023/01/05 |