|
|
|
|

Entry 1  manjombona
Root  2 jombona
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro
8 malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo
9 mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny
10 maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao [1.1]
Explanations in English  11 to be cloudy; be gloomy (of the face) [1.7]
Explanations in French  12 sombre, obscur, nébuleux
13 être sombre [1.3]
14 être nuageux, sombre; avoir le visage sombre [1.8]
Examples  15  Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre) [1.3#299]
16  Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. [2.4#113]
17  Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. [2.470#26]
18  ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. [2.442#98]
19  hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! [2.499#100]
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21