Entry manjoko (joko)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1]
Examples Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. [2.895]
Morphology 
Present : manjoko
Past : nanjoko
Future : hanjoko
Imperative : manjokoa
Proverbs 

Updated on 2023/04/09