|
|
|
|

Entry1  manjarano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Chemistry
Explanations in Malagasy  4  Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara [1.1]
Explanations in English  5  graphite [1.7]
Explanations in French  6  graphite [1.8]
Examples  7  ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika? [2.470]

Anagrams  8  manjarano, maronjana, ranomanja

Updated on 2020/07/31